|
|
|
|

Teny iditra1  na dia ... aza
Singan-teny  2  na, dia, aza
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] even, though, although
6  [1.7] although
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.4] sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit)
8  [1.8] même si, quand même
Tovy hevitra  9  na ... aza
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03